Entry (1/3) | 1 fandravona |
Root | 2 ravona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandravona, mampitovy tantana Azo aravona [1.1] |
Explanations in French |
5 Ce qu on peut égaliser, aplanir, manière d égaliser [1.3#518] |
Entry (2/3) | 6 fandravoña |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 loko, fandokoana [Bara]
[1.78] |
Entry (3/3) | 9 fandravona |
Root | 10 ravona |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny tety [Sakalava]
[1.1] |
Anagrams | 13 fandravona, fandravoña, 14 fandrovana |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |