| Entry | 1 fandevenana |
| Root | 2 levina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanitrihana na fanotofana na fanafenana ao anaty tany, enti-milaza ny fomba rehetra arahina rehefa manatitra ny nofon' ny olona iray maty ao am-pasana [1.1] |
| Explanations in English |
5 the act of burial, a funeral [1.7] |
| Explanations in French |
6 l'action d'enterrer, les funérailles [1.3#404] 7 action d'enterrer, funérailles [1.8] |
| Examples |
8 Nidina hatrany aho nikarakara ny fandevenana.
[2.472]
9 Taorian' ny fandevenana ny Mpanjaka no natao ny fitsarana. [2.508] 10 Nanantena ny hahita anao aho tamin' ny fandevenana an' i Masy! [2.471] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Article | 14 Randzavola: fandevenana ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/10/07 |
|