Entry fandefasana (lefa)
Part of speech noun
Malagasy definition Fampandehanana (olona) any amin' ny na any an-...: Fandefasana iraka any am-pita
¶ Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin' ny fandefasana itỳ taratasy itỳ?
¶ Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan' ny fandefasana ny vato
¶ Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy [Rajemisa 1985]
English definition the act of setting free; sending, shipping [Hallanger 1973]
French definition action de libérer, de relâcher; envoi, expédition [Hallanger 1974]
Synonyms fandefana
Compound words, titles, names 

2011/01/06