| Entry (1/2) | 1 fandambolambo |
| Root | 2 lambolambo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandambolambo na mandama mba hililotra tsara
5 Fomba entina manatsara, mandokadoka; fomba entina manafosafo, manambitamby [1.1] |
| Entry (2/2) | 6 fandambolambo |
| Root | 7 lambolambo |
| Part of speech | 8 adjective |
| Explanations in Malagasy |
9 Azo lambolamboina, halamaina mba hililotra tsara; azo dokadokafana, hatsaraina; azo safosafoina, tambatambazana
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|