| Entry (1/3) | 1 fandala |
| Root | 2 lala |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandala [1.1] |
| Entry (2/3) | 5 fandala |
| Root | 6 lala |
| Part of speech | 7 adjective |
| Explanations in Malagasy |
8 Tokony hokarakaraina, hotandremana, hotandrovina: Fandala toy ny vola aman-karena ny firaisan-kina [1.1] |
| Entry (3/3) | 9 fandalà |
| Part of speech | 10 active verb |
| Explanations in Malagasy |
11 fisaonana [Taisaka, Bara]
[1.78] |
| Anagrams | 12 fandala, fandalĂ |
| Updated on 2025/10/18 |
|