|
|
|
|

Entry1  fandakana
Root  2 lakana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina
5 Fitsipahana, izay matetika mariky ny tsy fitiavana ombampaniratsirana: Fandakana ray aman-dreny izany fihetsika izany
6 Fanoherana: Fandakana miharihary ny hevitro izany teninao izany [1.1]

Updated on 2025/09/12