| Entry | 1 fanavotana |
| Root | 2 avotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Famonjena amin' ny loza, fahafatesana, fanandevozana [1.1] |
| Explanations in English |
5 redemption [1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
6 rédemption, rachat, rançon [1.8] |
| Examples |
7 Izany no fanafahana na fanavotana azo atao ny amin'ireo fadin-drazana ireo.
[1.353#]
|
| Article | 8 Randzavola: fanavotana ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 9 fanatavona, 10 fanavotana |
| Updated on 2025/09/12 |
|