|
|
|
|

Entry1  fanavaozana
Root  2 vao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanoloana hala: Isaky ny efatra na dimy taona no fanovaozana ny fitaovam-pambolena
5 Fanamboarana ho tonga tahaka ny vaovao: Fanavaozana fiarakodia mihitsy raha itỳ trano fanamboarana
6 Famerenana indray, fanindraozana: Raho tianao, dia hanao fanavaozana ny fifanekentsika isika izao. / Fanavaozana ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1]
[1.13]
Explanations in English  7 renewal [1.7]
Explanations in French  8 renouvellement, rénovation [1.8]
9 régénération [1.13]
Analogs  10  fihavaozana
All compound words  11 fanavaozana ny fananan-tany

Updated on 2025/11/09