| Entry | 1 fanatsarana |
| Root | 2 tsara |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana izay hahatonga tsaratsara kokoa, fanasoasoavana.
[1.1] 5 fanatsarana ny tany: fikarakarana ny tany mba hamokatra bebe kokoa. [1.13] |
| Explanations in French |
6 amélioration.
[1.13] |
| Examples |
7 ny fanatsarana ny tanàna sy ny fonenana
[1.320#]
8 Tanisainao ny fanatsarana ny fanatontosana ny asa [1.369#] 9 Avy eo, mitatra amin' ny fanatsarana ny manodidina [2.445#] |
| All compound words | 10 2 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|