| Entry | 1 fanatrehana |
| Root | 2 atrika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in French |
4 L’action d’assister, la présence [1.3#66] |
| Examples |
5 Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana.
[2.470#]
6 Rehefa misy fahoriana mihatra amin' ny firenena na faritany, tokony hiray hina ny mponina ary hifanampy amin' ny fanatrehana izany fahoriana izany. [2.472#] |
| Anagrams | 7 fahanterana, 8 fanatrehana |
| Updated on 2025/09/12 |
|