Entry fanatefaka (tefaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina manatefaka, manisy tehamaina, mamely amin' ny teny [Rajemisa 1985]

Entry fanatefaka (tefaka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Azo tefahina [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31