Entry | 1 fanarabiana |
Root | 2 haraby |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanesoana; famazivaziana [1.1] |
Explanations in English |
5 mockery [1.7] |
Explanations in French |
6 l'action de railler, de persifler [1.3#217] 7 moquerie, raillerie [1.8] |
Examples |
8 Avy eo miseho ny tantara rehetra misary fanarabiana;
[2.470#]
9 Tsy nilaza izany anefa Ranary, satria fanarabiana no dikany. [2.270#] 10 Fanesona sy fanarabiana no nameno ny feony nanambarana izany, fa mbola ninia ts niraika ihany ao. [2.944#] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |