Entry (1/2) | 1 fananty |
Root | 2 tanty |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mananty, mandray zavatra amin' ny tanana velarina: Toy izao no fananty baolina [1.1] 5 tohana avy ao ambany [1.13] |
Explanations in French |
6 support [1.13] |
All compound words |
|
Vocabulary | 8 Technology |
Synonyms | 9 sohitry |
Entry (2/2) | 10 fananty |
Root | 11 tanty |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy |
13 azo tantazana [1.1] |
Anagrams | 14 fananty, 15 faninta, 16 fantina, 17 fintana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |