Entry fanangana (tsangana)
Part of speech noun
Malagasy definition Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao amin' ny soroky ny omby [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms fanangany

Entry fanangana (tsangana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina manangana [Rajemisa 1985]

Entry fanangana (tsangana)
Part of speech adjective
Malagasy definition Azo atsangana: Tsy fanangana ny zaza maditra toy ireny [Rajemisa 1985]

2010/01/09