Entry fanandevozana (andevo)
Part of speech noun
Malagasy definition Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy manana ny zo maha-olona afaka azy [Rajemisa 1985]
English definition the act of enslaving; cf. fahandevozana [Hallanger 1973]
French definition action de réduire en esclavage ou de traiter en esclave, le service des esclaves [Abinal 1888]
 action de réduire en esclavage; cf. fahandevozana [Hallanger 1974]
Examples 
1Betsaka ny Malagasy no nihevitra fa vitan' izay ny fanandevozana azy. [Andraina: Mitaraina, page 254]
2sy hanafahany an'izay rehetra niharan'ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany noho ny tahotra ny fahafatesana. [Baiboly: 65:002:015/Hebrio 2:15..]

2014/07/29