|
|
|
|

Entry1  fanambaniny
Root  2 ambany
Part of speech  3  noun and pronoun
Explanations in Malagasy  4 lafiny ambany indrindra [2.314]
5 Vody rindrina, vody andry: Misy triatra ny fanambanin' ity sarivato itỳ
6 Ny kibo, ny faritra ambany amin' ny tenan' ny biby, amin' ny zavatra: Zavatra maro tsy tambo isaina no any amin' ny fanambanin' ny ranomasina any [1.1]
Explanations in English  7 The lower part, the foundation, basis. The foundations of a house, or of any building; the bottom or under side of anything. [1.2]
Examples  8  Maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny. [2.332]
All compound words  9 nofon-tany fanambaniny

Updated on 2025/11/09