| Entry | 1 fanamainan-tsoratra |
| Part of speech | 2 locution |
| Elementary words | 3 fanamaina, soratra |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Karazan-taratasy mifo-drano anamainana ny soratra vao avy nosoratana tamin'ny ranomainty |
| Explanations in English |
5 [1.2] Blotting paper; sand or dust used instead of blotting paper. |
| Updated on 2025/07/29 |
|