| Entry | 1 fanalika |
| Root | 2 alika |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manalika, manambany olona atao toy ny alika.
5 Azo alikaina, ambanina toy ny alika. [1.1] |
| Anagrams | 6 fanakila, 7 fanalika, 8 fanilaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|