| Entry | 1 fanakorontanana |
| Root | 2 korontana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanimbana ny filaminana, fampisafotofotoana, fampitabatabana [1.1] |
| Explanations in French |
5 la perturbation [1.3#359, 1.13] 6 la révolution [1.3#359] |
| Examples |
7 samy niharan' ny fanakorontanana koa manko.
[2.245#]
8 Ekena mialoha anefa fa tsy fanakorontanana ny filaminam-bahoaka araka izay voalazan' ilay didim-pitondrana izany. [4.27#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|