|
|
|
|

Entry1  fanakatonana
Root  2 katona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fandrindrinana. [1.1]
Explanations in French  5 L’action de fermer. [1.3#317]
Examples  6  tokony ho tamin' ny 11 ora alina, tonga tao amin' ny toeran' ny fahitalavitra ny olon' ny mpitandro ny filaminana mba hanao ny fanakatonana azy. [4.27#]

Anagrams  7 fanakatonana, 8 fanakotanana

Updated on 2025/09/12