Entry fanajariana (hajary)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanamboarana; famitranana fihavanana; fa [...] [full text in Rajemisa 1985]
   ¶ fanajariana ho andriamby, fanomezàn-kerin'andriamby: fampitana amin'ny vy iray ny toetran'ny andriamby. [Vocabulary: Technology] [SLP: Voambolana]
French translation   réparation
¶ aménagement, mise en valeur
¶ fanajariana ho andriamby, fanomezàn-kerin'andriamby: aimantation. [Vocabulary: Technology]
¶ fanajariana ny tanimbary: mise en valeur de la rizière [SLP: Voambolana]

Updated on 2009/09/09