| Entry (1/2) | 1 fanaja |
| Root | 2 haja |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manaja, manome voninahitra
5 Azo hajaina, tokony hohajaina: Fanaja ny volo fotsy, rankizy [1.1] |
| Explanations in French |
6 Qu’on doit honorer, honorable, la manière d’honorer
[1.3#207] |
| Examples |
7 Raha mba fanaja ihany ny zanakay fa olona, efa manana ny fomba niraisana ela isika raha hanala dika fahadisoana vita, dia io Fafy nangatahina teo io.
[2.245#]
8 Na inona na inona aloha zavatra mikasika ny fiainana, ny isam-pirenena na isam-paritany samy manana ny fomba amam-panaony, izay fanaja raha mbola mihevi-tena ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay anaovana. [2.472#] |
| Entry (2/2) | 9 fañaja |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in Malagasy |
11 rakitra, fananana
[Tanosy]
[1.78] |
| Anagrams | 12 faanja, 13 fañaja, fanaja |
| Updated on 2025/11/13 |
|