|
|
|
|

Entry1  Fanahy Masina
Elementary words  2 fanahy, 3 masina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala
6 Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina [1.1]
Explanations in English  7 the Holy Spirit, the third person of the Trinity. [1.2]
Vocabulary  8  Holy Scriptures

Updated on 2025/09/12