| Entry | 1 fanadala |
| Root | 2 adala |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 fomba entina manadala, milalao olona fandrebireby, fanao kilalao: ataon' ny olona fanadala ny zanakao noho izy tantra ioatra azo adalaina: tsy mba fanadala ny zokiolona, rankizy [1.1] |
| Explanations in French |
5 Qu'on trompe, qu'on importune, manière de duper, d'embarrasser [1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|