Entry famporisihana (risika)
Part of speech noun
English definition incitement, encouragement [Hallanger 1973]
Vocabulary 
Other spellings 
Examples 
1Zahao, amin'ilay Kabarin-dRamantavary niaro ny mpivavaka, ny fampitahany ny famporisihan'Ilaidama sy ny fitsivalanan'i Tompokovavy. [Rahajarizafy: Kabary, page 140]
2Nahafaly tokoa ny teny famporisihana tamin' izay. [Ravelomanana: Lalana, page 49]

Updated on 2015/10/01