Entry | 1 fampidirana |
Root | 2 iditra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 andiam-pehezanteny entina manolotra famakafakana lohateny [1.13] |
Explanations in French |
5 introduction [1.13] |
Examples |
6 Norarana ny fampidirana zava-mahamamo;
[2.113#]
7 Mitaky ny fananana azy ny fampidirana ny ankizy any an-tsekoly. [2.117#] 8 Aiza ho aiza ny toerana tena misy antsika mikasika ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly? [4.27#] |
All compound words |
|
Vocabulary | 13 Linguistics |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |