| Entry | 1 fampandrosoana |
| Root | 2 roso |
| Part of speech | 3 noun |
| Examples |
4 Nony vita ny fampandrosoana ny ankabeazan' ny olonadia mba niantso ny zanany efa-mianadahy hisakafo, Rasoa.
[2.470#89]
5 Aoka ny zavatra rehetra hatao ho fampandrosoana. [2.996] |
| All compound words | 6 lalana mankamin' ny fampandrosoana |
| Updated on 2026/02/26 |
|