|
|
|
|

Entry1  famonjy
Root  2  vonjy
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mamonjy
Azo vonjena [1.1]
Examples  5  Fa hoy ny navalin' ireo : "Izahay aza mba vehivavy, ka hataonay ahoana no famonjy an' indriako? [2.69#]

Anagrams  6 famonjy, 7 mifanjo, 8 mifonja

Updated on 2025/09/12