Entry | 1 famohazana |
Root | 2 foha |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana |
Explanations in French |
5 [1.13] réveil, éveil |
Examples |
6 [2.529#] Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy. 7 [2.296#] Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona. 8 [2.245#] Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka. |
Compound words |
|
Anagrams | 10 famohazana, hazomafana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |