Entry famohamandry (foha, andry)
Part of speech noun
Malagasy definition Famantaranandro misy lakolosy kely izay maneno ka manaitra amin' ny fotoana tiana hifohazana raha matory [Rajemisa 1985]
English definition [Mod. s. from mamoha (foha), and mandry, lying down.] A hand-bell. See lakilosy. [Richardson 1885]
 an alarm clock [Hallanger 1973]
French definition réveille-matin [Hallanger 1974]
Articles 

2017/06/29