| Entry (1/3) | 1 famoha |
| Root | 2 foha |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in French |
4 Ce qu’on peut faire lever, manière de faire lever [1.3#179] |
| All compound words | 5 famohamandry |
| Entry (2/3) | 6 famoha |
| Root | 7 voha |
| Part of speech | 8 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
9 Fomba entina mamoha Azo vohaina [1.1] |
| Explanations in French |
10 Ce qu'on peut ouvrir, manière d’ouvrir [1.3#846] 11 qui sert à ouvrir. [Tankarana] [1.19] |
| Examples |
12 Lasa narahiny moramora Ibaomaria, notakolahany tamin' ilay varavarana atsinanana tsy mba famoha loatra.
[2.499#]
13 Ary Iampelasoamananoro dia nankeo am-baravarankely, ary Ibonia nankeo am-baravarambe, ka dia nampiarahiny ny famoha ny varavarana; [1.406#] |
| Entry (3/3) | 14 famoha |
| Part of speech | 15 noun |
| Explanations in French |
16 arbre [Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulary | 17 Botany: tree |
| Anagrams | 18 famaho, 19 famoha, 20 Hofama, 21 mahofa |
| Updated on 2025/10/08 |
|