| Entry | 1 famoahana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 voaka |
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety Fandefasana ny zanakavavy hanambady |
| Explanations in French |
8 [1.13] émission, évacuation |
| Examples |
9 [2.332#] Afaka kelikely dia nahodiny ilay famoahana ny gaza. 10 [2.470#] Nisy mpanontany aza ny famoahana sy fampidirana ny biby an-tsaha. |
| Anagrams | 11 anamohafa, famahoana, famaohana, famoahana, hamafanao, mahafoana, mahaofana |
| Updated on 2025/08/10 |
|