|
|
|
|

Entry1  famintinana
Root  2 fintina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanakelezana, fanafohezana, filazana amin' ny teny fohifohy, filazana ny fotopotony [1.1]
Explanations in French  5 l'action de rétrécir [1.3, 1.5]
6 résumé [1.5, 1.13]
7 contraction [1.13]
Examples  8  Hatzfeld kosa, misionera tany Madagasikara naka rivotra no nanao ny famintinana. [2.356]
9  Ireo tarehimarika ireo sy izay miaraka aminy dia voatsinjara ao amin' ny fikirakiram-bola ankapobeny ataon' ny sampan-draharaha miandraikitra ny fitahirizam-bolam-panjakana izay hitantsika eto ambany ny famintinana azy. [4.27]
All compound words  10 fitsipiky ny famintinana

Updated on 2025/11/09