| Entry | 1 famakian-teny |
| Elementary words | 2 famakiana, 3 teny |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in English |
[famakianteny]
5 a reading book or lesson
6 a lectern [1.2] 7 reading; a reading lesson [1.7] |
| Explanations in French |
8 la lecture; un morceau à lire
[1.8] 9 lecture [1.13, 1.66] |
| Examples |
10 Tsy mitompo teny fantatra ny mpanoratra, nefa hafa lavitra noho ireo boky famakianteny malagasy efa misy amin'izao fotoana izao
[2.332#]
11 Koa heverinay fa ho fanoitra lehibe ho an' ny mpianatra eo amin' ny famakianteny sy fanazaran-tsaina ny rohy Vola mba hirosoany ho amin' ny lalindalina kokoa hatrany eo amin' ny fianarany sy ny fiainan-koaviny [2.117#] |
| Updated on 2025/10/07 |
|