| Entry (1/2) | 1 famakiana |
| Root | 2 vaky |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fampitresahana
5 fandalovana eo afovoany 6 fampisehoana ho fantatry ny be sy ny maso 7 fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahaz nana ny hevitra ao anatiny: Nandrasana mafy ny famakiana ny taratasin' i dada [1.1] |
| Explanations in French |
8 l'action de fendre, de casser, de rompre, de lire, l'instrument, le motif
[1.3] 9 fendage [1.13] |
| Examples |
10 Avy any an-kavanana miankavia no famakiana azy.
[2.117]
11 ary ny tanana an-kavanana atao ambon'ny Baiboly, ary nony vita ny famakiana ilay teny enindoha; [2.59] 12 Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576] |
| All compound words | 13 2 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 14 famakiana |
| Root | 15 vaky |
| Part of speech | 16 noun |
| Explanations in Malagasy |
17 Karazam-panafody atao fampivalanana
[1.1] |
| Vocabulary | 18 Health |
| Anagrams | 19 famaikana, 20 famakiana, 21 fanamaika |
| Updated on 2025/11/09 |
|