Entry famakafakana (fakafaka (faka))
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanadihadiana sy famoaboasana zavatra ir [...] [full text in Rajemisa 1985]
   fanadihadiana zavatra iray ahitana ny tena fotony [SLP: Voambolana]
French translation   information [Malzac 1893 page 442]
   analyse [SLP: Voambolana]
Examples  
1Famakafakana ny tononkalo: inona ny hevitra tian' ny mpanoratra hovelabelarina eto? [Rajemisa: Fiteny 3, page 21]
2Izany fironana vaovao amin’ny Lalàmpanorenana izany no fototra tsy maintsy hanompanana ny famakafakana ny fametrahana ny faritra tamin’ny 2004. [SeFaFi ]
3Sady hita fa mavesa-danja kokoa ny karazana sasany noho ny hafa, ka ilana famakafakana bebe kokoa. [Razafiarivony: Harivolana, page 87]
Compound words, titles, names  

Updated on 2015/11/29