| Entry | 1 falihavanja |
| Elementary words | 2 faly, 3 havanja |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 fibitahana sy fandihizana
[1.1] |
| Explanations in English |
[faly havanja]
6 Playing, skipping, frisking, as young lambs.
[1.2] |
| Explanations in French |
7 qui bondit, gambade, folâtre
[1.3] |
| Examples |
8 Dia nandeha indray ny ondry ampianahana, ka ny zanak' ondry falihavanja teo aloha;
[2.857#]
|
| Derivatives |
|
| Other spellings | 10 faly havanja |
| Updated on 2025/11/02 |
|