| Entry | 1 fakantsary |
| Elementary words | 2 fakana, 3 sary |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Fitaovana ampiasaina hakana sary fòtògrafia [1.1] |
| Examples |
6 Vetivety dia nilamina teo anoloan' ny fakantsary izahay
[2.332#]
|
| Vocabulary | 7 Technology |
| Illustrations |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|