Entry fahitsiana (hitsy)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation la droiture, l’équité, la franchise [Abinal 1888]
Examples 
1Ny fitaka dia nisolo fahamarinana sy fahitsiana. [White: Patriarka]
2Indro anefa tianao mba ho ao anatin' ny fo ny fahitsiana; [Baiboly]
3Anisan' ny laharam-pahamehana ny fiverenan' ny antokom-pivavahana amin' ny fenitra fahitsiana sy fahamarinana. [SeFaFi ]

Entry fahitsiaña
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taimoro] fahatsorana [Rakotosaona 1975]

Updated on 2021/04/08