|
|
|
|

Entry 1  fahitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Bezanozano+Sihanaka+Tanosy] fefy [1.78]
4 Tranon' omby ompiana izay voahodidina vala na fefy na faritra (angamba avy amin' ny hoe faritra ihany ny fahitra; amin' ny Betsileo ny fari-bohitra no atao hoe fahitra ary ny fitoeran' omby atao hoe vala) [1.1]
Explanations in English  5 a cattle-fold, a cattle-pen, a pit in which oxen are fattened. [1.2]
Explanations in French  6 parc, trou où l'on engraisse les boeufs, où on les enferme [1.3]
Examples  7  Tsy mba fotsimbary tsy maniry aho
tsy fahitra foana ombalahy
na tany tsy manam-pidiny
[2.131]
8  Tsy ampy nanamaina velively ny fahitra nosokafany ireo. [2.472#191]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Combinations  15  10 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fahitra
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 fahatry, fahitra, 18 fihatra, 19 hafitra, 20 hifatra

Updated on 2026/03/07