|
|
|
|

Entry1  fahavitrihana
Root  2 vitrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fahakingàna sy fahatanjahana ombam-paharisihana [1.1]
Explanations in French  5 L'agilité, l'ardeur, l'entrain, la vigueur [1.3#838]
Examples  6  Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. [2.470#]
7  Ny sampana angovo dia maneho fahavitrihana tsy mitsaha-mitombo nanomboka tamin' ny. [1.384#]
Synonyms  8 havitrihana, havitrika

Updated on 2025/10/31