| Entry | 1 fahatanjahana |
| Root | 2 tanjaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny fahatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1] |
| Synonyms | 5 hatanjahana |
| Proverbs | 6 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|