|
|
|
|

Entry1  fahasalamàna
Root  2  salama
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena
Explanations in English  5  [1.7] the state of one's health; good health
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] santé
7  [1.3] paix, bonheur
Examples  8  [2.472] Manao ahoana ny fahasalamana?
9  [2.245] fahasalamana tsy haha ory azy.
10  [2.285] ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana;
11  [2.117] Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy.
Vocabulary  12  Health
Synonyms  13  hasalamàna
Compound words 

Updated on 2024/12/11