Entry | 1 faharoa |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 roa |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany: Ny février no volana faharoa amin' ny taona |
Explanations in French |
5 [1.3] deuxième, second, seconde |
Examples |
6 [2.4] Izay vao nanatona ilay faharoa.
7 [2.471] faharoa : misy sambo hitondranao azy ve? 8 [2.508] Nandefa tafika faharoa Andrianampoinimerina. 9 [2.314] Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; |
All compound words | 10 13 words containing faharoa |
Anagrams | 11 afaharo, 12 ahafaro, 13 faharoa, 14 foahara |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |