|
|
|
|

Entry1  fahalotoana
Root  2  loto
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra maloto, fahavetavetana: Milentika anatin' ny fahalotoana
Explanations in English  5  [1.7] filthiness
Explanations in French  6  [1.8] saleté
Examples  7  [2.285#] afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka.
8  [2.529#] Zazavavy efa niliba tao anatin' ny fotaky ny fahalotoana no fiheveranao ahy, ary tovolahy tia vola no fahafantarako anao!
Synonyms  9  halotoana

Updated on 2024/12/11