Entry | 1 fahafoizan-tena |
Elementary words | 2 fahafoizana, 3 tena |
Part of speech | 4 locution |
Examples |
5 Ny zavatra anankiray koa dia ny tsy fisian' ny fahafoizan-tena
[2.285#199]
6 Faly izy noho Ratrimo feno fahafoizan-tena, Olo-manga iray mijoro mba ho sorom-pirenena [2.1022] 7 Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa [1.369] |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |