| Entry | 1 fahadiovam-po |
| Elementary words | 2 fahadiovana, 3 fo |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in English |
5 pureness of heart: Izay tia fahadiovam-po, dia milaza soa ny molony. Sady sakaizan' ny mpanjaka izy (He that loveth pureness of heart, for the grace of his lips the king shall be his friend)
[2.296.en#24:22:11] |
| Explanations in French |
6 les coeurs purs: Izay tia ny fahadiovam-po sy mahafinaritra ny tenin' ny molony, dia ho sakaizan' ny mpanjaka (Celui qui aime les coeurs purs, qui a la grâce sur les lèvres, a le roi pour ami)
[2.296.fr#24:22:11] |
| Examples |
7 Nifindra tamiko tsikelikely ny fahadiovam-pony ary tonga nihevitra ny fahorian' ny hafa aho.
[2.285#144]
|
| Updated on 2025/12/06 |
|