|
|
|
|

Entry1  fafa vandana
Elementary words  2  fafa, 3  vandana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  fomba famafana tsizarizary na zara fa vita: Ianao izany lahy, anaka, manao fafa vandana [1.1]
6  fomba famafa ratsy fa etsỳ sy erỳ fotsiny no ampandalovina ny kifafa [1.1]
All compound words 

Updated on 2025/09/12