Entry | 1 fadina |
Root | 2 fady |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo: Fadio ny trondro fa tsy mahasalama anao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be abstained from, to be refrained from. [1.2] 6 to be tabooed, to be avoided [1.7] |
Explanations in French |
7 dont on s'abstient [1.3#134, 1.8] 8 dont on ne mange pas, qu'on ne fait pas [1.3#134] |
Examples |
9 fadina ny mandeha anaty arabe.
[2.117#]
10 Ny olona ho ela amin'ny tany ary ny tany ho ela amin'ny olona, ny tsena eo Amboanana tsy ho azontsika fadina. [2.588#] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Anagrams | 16 andafy, 17 fadina, 18 fanady, 19 fanday, 20 fandia |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |