Entry fadiny
Part of speech noun fady and pronoun
Explanations in Malagasy Izay rehetra ao anatin' ny biby vonoina, toy ny omby, kisoa..., ivelan' ny hena sy ny taolana [1.1]
Explanations in English [ny, suffix pronoun.] Entrails, bowels, viscera. [1.2]
Examples 
1Ny tongony sy ny fadiny omeo ny bozaka aman' ahitra. [2.293]
2Izay andro tiany hofadina no fadiny, fa izaho tsy manao lalàna aminy. [2.649]

Anagrams 

Updated on 2023/10/16